Lirik Lagu Raboussa - Mandrampihaona
By: Admin | Artist: R raboussa | Published: 2024-12-07T17:56:52:00+07:00Lirikku.ID - Lirik Lagu Raboussa - Mandrampihaona: Halo Lirikku.ID, Dalam konten ini, kami menyediakan chord gitar untuk lagu "Lirik Lagu Raboussa - Mandrampihaona" yang dinyanyikan oleh Toton R raboussa. Dengan chord yang disajikan, pemula atau penggemar musik dapat dengan mudah memainkan lagu ini dengan gitar mereka sendiri. Kami menyajikan chord dengan akurasi tinggi sehingga pemain dapat mengikuti alunan musiknya dengan baik. Juga, kami akan memberikan informasi tambahan mengenai lirik lagu dan mungkin beberapa tips untuk menyempurnakan permainan gitar. Konten ini cocok untuk penggemar musik yang ingin belajar lagu baru atau bagi mereka yang ingin menikmati kesenangan bermain musik dengan gitar. Silahkan disimak Lirik Lagu Raboussa - Mandrampihaona Berikut Dibawah ini untuk Selanjutnya.
nataoko ty vazo ty mba ikôziko ny ato anatiko
‘zay rehetra rehetra mampanahy ahy sy tsy tantiko
‘lay endrikao mahafinaritra mikôzy hoe tiako ianao
androany ianao milaza indray fa hoe tsy maintsy andao
na dia izany aza dia mba henoy ity hirako ity
‘lay fehezam-boninkazo asoloko fitia
dia ianao no anjeliko any alavitra any mandram-pà
tonga ilay fotoana mbola ihaonako am’là
fa androany izaho nilaozanao tsy fantatro hoe ahoana
fa ny hirako n’aiza n’aiza dia ho henonao foana foana
raha izay no tianao dia aleo hiodina ny taona
dia izaho ataovy veloma fa ny hirako ataovy mandrapihaona
sainonao tsara ny zava-bita hatram’izay
mitamberina faona andohako eo
namoronako vazo dia nasiko feo
indray indray aho anefa tsy mety fa mbola mahatsiaro
‘lay sangitsika taloha ao anatiko mifangaro
‘lay fotoana mangina tsika roa mifampijery
misy dikany ireny fa aleo ho ahy sy ho anao irery
nefa rava ho azy, toa rano raraka
ny etraketraky ny tany voatery nanasaraka
satria ianao ande tsy ho koboko ela be ;
vetivety dia toa lasa lavitra le
tsy izaho irery anefa no mahatsapa an’izany
fa izay rehetra manam-pitiavana eto amboniny tany
reveko ianao akaikiko eo, ny saiko tsinona tsy mandry
nefa mandehana fa ny any izay sasa miandry
indray andro any ianao mbola hifanena amiko ndray
efa sambatra tsy ahita ahy tokana anakiray
dia amin’ zay tsy izaho no andeha hanome tsiny fa efa ampy ahy ireo rehetra vita fahiny
dia ianao hijery ahy, dia asinao tsiky kely
dia izaho hiandrandra lanitra hiondrika tsy hiteny
hieritreritra kely hoe ohatran’izany ve ny tany
mmisy fiandohany dia misy fiafarany
dia izay aloha ny androany fa ny ahy hatraka ny loha
fa raha kôfiboay tsy very @ zay sipa iray sy roa
kanefa zao voafatra ny fotoanan-tsika
fa tsisy fetra ny ahy ny hirahira sy ny mozika
saino,saino tsara zay zavatra efa vita
fa anao no mieritreritra izay mbola ho avy
indraindray ianao mantsy mety hieritreritra ny taloha
nefa tsy miandry anao tsony ny fotoana
ohatran’izany koa no efa niainako
fa za manantena faona faona
Saksikan Video Lirik Lagu Raboussa - Mandrampihaona Berikut ini..
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu benny bridges - dance with somebody
- lirik lagu jacin trill - hopen
- lirik lagu sick animation - shrek love
- lirik lagu skii6 - euro
- lirik lagu 013 mob - ice on my chain
- lirik lagu angela brown - where my heart is
- lirik lagu vasco (korea) - how you doing?
- lirik lagu azad - eiszeit
- lirik lagu snipe - gold
- lirik lagu wrabel - the real thing