lirikku.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #
.

Lirik Lagu Bigga tovo (karnaz) – Tonton Bigga (remix)


By: Admin | Artist: B bigga tovo karnaz | Published: 2024-05-07T13:03:58:00+07:00
Lirik Lagu Bigga tovo (karnaz) – Tonton Bigga (remix)Lirikku.ID - Lirik Lagu Bigga tovo (karnaz) – Tonton Bigga (remix): Halo Lirikku.ID, Dalam konten ini, kami menyediakan chord gitar untuk lagu "Lirik Lagu Bigga tovo (karnaz) – Tonton Bigga (remix)" yang dinyanyikan oleh Toton B bigga tovo karnaz. Dengan chord yang disajikan, pemula atau penggemar musik dapat dengan mudah memainkan lagu ini dengan gitar mereka sendiri. Kami menyajikan chord dengan akurasi tinggi sehingga pemain dapat mengikuti alunan musiknya dengan baik. Juga, kami akan memberikan informasi tambahan mengenai lirik lagu dan mungkin beberapa tips untuk menyempurnakan permainan gitar. Konten ini cocok untuk penggemar musik yang ingin belajar lagu baru atau bagi mereka yang ingin menikmati kesenangan bermain musik dengan gitar. Silahkan disimak Lirik Lagu Bigga tovo (karnaz) – Tonton Bigga (remix) Berikut Dibawah ini untuk Selanjutnya.

yeah
kolotsaina mainty, yeah
inona ny vaovao tonton bigga

artista fa tsy sareraka, tsisy afa tsy izaho irery no hianteherako
yeah, zay tsy mila misolelaka , raha tsy mijoro koa tsy lehilahy
kobonay ny aleha, tsy hanaiky ho resy otran’ny ali
n’iza n’iza hidresy, ny aty ny style tsy miova
tsy miala madness, ra misy fotoana mandalova tsy niova ny adresse
yes, aza manahy ny fitiavako hiphop endless
ny fahavalo mampijabaka, tsy quoi fa jah bless
ny olona jiaby mihetsika, ny jack da gohanay seka
atsoy aho hoe tonton bigga, izaho tsy gourou-ana sekta
taloha ny “cavs” trace-na sipa kevoka, zao lasa feno t-ss tsy afaka
midofaka rehefa tsemboka, zay generation manitra axe
rehefa manao mianatra x, sixa ho an’ny my men ao amin’ny
fianakaviana isoka, tsy ho an’izay votany fa ny tena mc
tsy ho votanisa fa otrany lava be ilay liste

ambanimbany, maninona ra mba mitady kandra na bizna
fa otrany diso mitongizina ihany leis. eka eka
be ny mc nandra te hi-clash an-dra bigga
fa mbola tsy nahazo lesona ihany laisany , ambonimbony
x 02

refrain:
vaovao an’ialahy, mi-rap hono elah?
oz ny olona hoe kely sisa dia hitapy hono toi
vaovao an’ialahy, mi-racaille hono elah?
maka tsy miera fainga-tanana, tsisy fangatahana
maninona ra mba mitady kandra na bizna
fa otrany diso mitongizina ihany leis, eka eka
be ny mc nandra te hi-clash an-dra bigga
fa mbola tsy nahazo lesona ihany laisany, eka eka
miaiky ah zay, eoa eoa
miaiky ah zay, eka eka
miaiky ah zay, eoa eoa
miaiky ah zay

vaovao an’ny tanana, tazy hono tsy tamana any paname
zatra nihanta tamin’i mama, sady any tsisy mpanampy
papi zany ny rap , ahodino ampitapitao
ny mpialona sy ny zaza maditra, aleo hipitrapitra eo
oz x-tah hoe eny ampoto-tsofinareo, yeah yeah
tsofinay rano, mazaho mitady
vo izaho no mihe mahia, ny rap vita matavy
ny mc lasa melanie, tsy hay intsony hoe lahy sa vavy, yeah
peace ho an’izay nody mandry, mampamangy
fa na dia malahelo mafy, tsy afaka mody ny mpamanga
mamono eritreritra amin’ny toaka sy rap
efa ela be no alcoolique, fiainan’alika
lety style bandy hanambady kox, ny adala ato amiko otran’i lalie
tsy afaka desintox, yeah zaza rap-taiza sy toast, yeah
tohizo ny bosy ralahy ra toa havanana, ndry ra vo tonga volana
aza tonga any amiko, yeah tsika samy voky lainga
fa samy matahotra ho vo-flingue, tsy maka tahaka ny firenen’i
johnny clegg, yeah tahio so misy mifofo ny aiko, an
be ny bajo no hikonetaka

ambanimbany, maninona ra mba mitady kandra na bizna
fa otrany diso mitongizina ihany leis. eka eka
be ny mc nandra te hi-clash an-dra bigga
fa mbola tsy nahazo lesona ihany laisany , ambonimbony
x 02

refrain:
vaovao an’ialahy, mi-rap hono elah?
oz ny olona hoe kely sisa dia hitapy hono toi
vaovao an’ialahy, mi-racaille hono elah?
maka tsy miera fainga-tanana, tsisy fangatahana
maninona ra mba mitady kandra na bizna
fa otrany diso mitongizina ihany leis, eka eka
be ny mc nandra te hi-clash an-dra bigga
fa mbola tsy nahazo lesona ihany laisany, eka eka
miaiky ah zay, eoa eoa
miaiky ah zay, eka eka
miaiky ah zay, eoa eoa
miaiky ah zay


Saksikan Video Lirik Lagu Bigga tovo (karnaz) – Tonton Bigga (remix) Berikut ini..


Lirik lagu lainnya: